Fambolena hazo Paulwonia notanterahin’ny ONG MADASUN DIRM

Voalohany eto amin’ny kaomina Fihaonana no hambolena ny hazo Paulwonia  izany hoe  ny fambolena ity hazo ity no hamaritra ny ho aviny tantsaha rehetra manerana an’I Madagasikara .

Marihina fa omena maimaimpoana ireto tantsaha ireto ny zanaka Paulwonia izay ho voleny izay natao ihany koa ho renivolan’izy ireo ao anatiny kaoperativa ho atsangana ny volana janoary 2018 ho avy izao .

Fa nisy ihany koa androany fiaraha misakafo tamin’ireo mpianatra nanaraka fiofanana mikasika ny voly avotra izay niarahana tamin’ny ONG Madasun noho ny fahatongavany fetiny noely .

Laisser un commentaire