Vision Madagascar: hanolotra hazonoely ny kaomina isan-taona

Tontosa androany ny fifanaovantsoniam-piarahampiaraha miasa teo amin’ny kaomina Antananarivo Renivohitra  sy ny Vision Madagascar.

Faomezana hazonoely isan-taona ny kaomina io fiaraha miasa io ka isakin’ny faha 8 ny volana Dec no hanolorana izany ho an’ny kaomina ,daty manamarika ny fetiny immaculée conception.

Marihina fa fomba efa fanao any ivelany io  toy ny nanolorana ny hazonoely Trafalgar square ny tananany Olso any Norvège .

Ny taona 1947 no nanombohan’io fomba io tany Royaume Unis ka nanomboka ny herinandro voalohany ny volana Dec ka hatramin’ny faha 6 ny volana Janoary izany .

Marihina fa hazonoely avy any amin’ny Vima Woods ity ho natolotra ny kaomina isan-taona ity

Tanjony Vima Woods ny hanorona Madagasikara vaovao.

Ankoatra izay dia notolorana sakafo ilaina amin’ny fiainana an-davanandro ihany koa ny mpiasany kaomina Antananarivo ho fiara mifaly amin’izao fety izao.

Laisser un commentaire