VF.MA.PAR VONDRONA FIKAMBANANA MANOHANA NY PREZIDA ANDRY RAJOELINA

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny VF.MA.PAR (VONDRONA FIKAMBANANA MANOHANA NY PREZIDA ANDRY RAJOELINA) izay ivondronan’ireo fikambanana maro samihafa na antoko politika na vondron’olontsotra ka manohana sy mitovy fomba fijery hanao izay  fampandaniana ny Filoha Andry Rajoelina eto amin’ny boriboritany voalohany.

Ny VF.MA.PAR dia mijoro eo amban’ny fiahian’dRamatoa Solombavambahoaka an’i Madagasikara voafidy tamin’ny alalan’ny vondrona MAPAR boriboritany voalohany no sady Prezida ny Vondrona parlemantaire MAPAT ao amin’ny Antenimieram-pirenena RASTIVALAKA Michelle

Manao antso an’ireo fikambanana mijoro eny amin’ny boriboritany voalohany izay resy lahatra amin’ny fampandaniana ny Filoha Andry Rajoelina mba hanamafy sy hanambatra hery miaraka amin’ny VF.MA.PAR.

Izay mitambatra vato, ary ny firaisan-kina no hery, fa ny fitiavana no lehibe indrindra

Laisser un commentaire