Vavaka hampilatsaka ny orana

Ny kaomina Alasora no hanomboka ny fotoam-pivavahana hangataham-bavaka hiatsoana orana.
Tsy hiandry ny fitondram-panjakana intsony ny ben’ny Tanana Alasora fa rahampitso ihany dia hanatanteraka fotoam-pivavahana goavana hangatahana famelana amin’Andriamanitra noho ny fahamainany tany.
Anisany handray anjara amin’izany fotoam-pivavahana izany ny mpitondra fivavahana rehetra sy ny fiangonana rehetra tsy hankanavaka ka eny amin’ny FJKM Alasora no hanatanterahina izany.

https://www.facebook.com/gasikara.info/

Laisser un commentaire