Tsy mahafapo ny valin’ny fitsarana ny afera Nanah.

Tsy manaiky ny didim-pitsarana ary mbola hanohy fangatahana didy fandravana ny rain’i Nanah na I RABARISON TIANA NANTENAINA vokatry ny valin’ny fitsarana teny Anosy omaly.

Tsy onitra no hangatahany fianakaviana fa didy manameloka an’ny  Aina Fetra  higadra mandrapahafaty izay namono  an’i Nanah.

Raha ny zava misy anefa dia mamofompofona kolikoly ny nitsarana ity raharaha namoizana ain’olona ity ka tsy hanaiky hatramin’ny farany  ny fianakaviana.

Laisser un commentaire