Tsy hanongam-panjakana ny Pasteur Mailhol

Mandeha  ny resaka amin’izao fotoana izao fa hanongam-panjakana ny Pasteur Mailhol. Nitondra fanazavana mikasika izany ny tenany androany.

Tsy mbola nisy olony Apokalypsy nanongam-panjakana, ary tsy mbola nisy firenena tafarina vokatrinin’ny fanonganam-panjakana. Ny Apokalypsy mihintsy no tiana ho potehina vokatr’izao tsaho izao  noho ny tanjany.

Tsy hitory ny Pasteur Mailhol satria tsy mety aminy ny mitory olona  sy manenjika olona saingy adidiny kosa ny miaro tena.

Laisser un commentaire