Tratra ny Tanjona hoy ny Filoha : Lalana “Rocade” Andohatapenaka.

Nohamafisiny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampihanina androany nandritra ny fitokanana ny lalana mihazo an’Andohatapenaka fa fotodrafitr’asa natao ho lovainy ny taranaka ny fotodrafitr’asa atsangana amin’izao fotoana izao androany no notokanana taminy fomba ofisialy ny zava-bita izay notronin’ireo olom-panjakana maro sy ireo olona nasaina.

Mirefy 4,759 km ny lalana ary manaraka ny fenitra iraisam-pirenena toa ny any Chine ,Addis Abbeba Ethiopie ,ary Senegal ny CRBC na ny China Road and Bridge Corporation no tompon’antoka taminy fanamboarana izao asa izao.

Mamorona asa maro ho an’ny mponina izao fananganana fotodrafitr’asa izao satria olona manodidina ny 5168 no nahazo asa.

 

Une pensée sur “Tratra ny Tanjona hoy ny Filoha : Lalana “Rocade” Andohatapenaka.

Laisser un commentaire