Sortie de promotion INSPNMAD

Manana tombony manokana ireto mpianatra avy eto anivony sekoly Inspnmad navoka taminy fomba ofisialy teto amin’ny Espace Mahatehotia androany ireto toy ny fahafahany nizatra asa na ny stage ,ny travaux dirigé , ny fikarohana ,ny fahitana asa sy famorona asa avy hatrany.
Mpianatra andiany faha 8 miisa 165 ireto nahazo mari-pahaizana ireto ka nitondra ny anarana Miratra.
2 hatramin’ny 5 taona ny faharetany fianarany ka toy izao ny fanazavany filoha tale jeneralin’ny Inspnmad Atoa Razanadrakoto Roland Albert.

Laisser un commentaire