Sakoroka Police Municipale sy ireo Mpivarotra amoron-dalana – Behoririka

Fifandonana mahery eo amin’ny Police Municipale sy ireo Mpivarotra amoron-dalana no mitranga ety Behoririka amin’izao fotoana izao. Mifampitoraka sy mifampively kibay ry zareo …
Mangataka ireo mpivarotra mba avela hitady vola na dia mandritry ny fety ihany aza fa tsy ampijaliana toa izao. Ny mpitandro filaminana kosa tsy te hahalala fa mamita ny iraka ampanaovina azy : ” Tsy misy mahazo mivarotra amoron-dalana ! “.

Laisser un commentaire