Rongony milanja 400kg no nodorana.

Notanterahan’ny polisy misahana ny ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina etsy ANOSY , ny 26 jolay 2017, tamin’ny 11 ora maraina, teny AMBOHITRIMANJAKA, ny fandorana ireo rongony tratran’izy ireo nandritra ny volana jolay.

Rongony milanja 400kg amin’irony antsoina hoe cannabis.Nanatrika izany ny solotenan’ny Fitsarana, ny Mpitsara ANDRIANARIVONY Nirina.

Vaovao avy amin’ny Polisy: STUP

Laisser un commentaire