PMU BET – Vola be no miandry ny mpilalao

Mitentina hatrany amin’ny 1tapitrisa Euro na 3 miliara 500 tapitrisa ar  ny tontona miandry ireo mpilalao eto amin’ny Pmu bet ho an’ity indray mitoraka ity.

Marihina fa firenena miisa 26 no miara milalao ,ary hazakaza-tsoavaly misy any Frantsa ka hilalaovana  ny quarté , quinté ary ny tierce toy izao ny fanampi-panazavana ho entiny tale ara-barotra eto amin’ny PMU BET.

Laisser un commentaire