La pépinière d’Antsirabe vahaolana ho an’ny tontolo iainana.

vlcsnap-9593Manomboka mahaliana olona ny fikoloana ny tontolo iainana. Ny « La pépinière de la Manie » izay lasa « La pépinière d’Antsirabe » ankehitriny dia monome fahafam-po antsika hitia zava-maniry. Mizara roa mazava tsara ny tolotra omen’ny La pepiniere d’Antsirabe : eo ny fihompiana tantely ary ny momba ny zava-maniry.

Hazo fihinam-boa maro samihafa no hita eto amin’ny fampiratiana toy ny voasary, ny manga, ny paiso sy ny sisa ary ireo vokatra maro samihafa izay entina eto Madagasikara. Hita miavaka eto ny fisian’ity Main de Bouddha ity. Eo iany koa ireo vonikazo maro karazany sy hazo fanao haingo trano izay tena mahasarika olona.

 

Laisser un commentaire