Pepiniere d’Antsirabe – Fier Mada 19

Anisany mandray anjara hatrany ny Pepinière dAntsirabe mandritra ny foara Fier Mada nifanesy.

Amin’ity andiany faha 19 ity dia karazana manga  vita grefy 6 indray  no haseho eto mandritra ny foara ,ankoatra izay dia eo ihany koa ny main de Buddha sy ny Pamplemousse.

Eto amin’ny stand 7-8-9 no ahitana  la Pepinière d’Antsirabe fotoana izao hanararaotana na dia hijery fotsiny ihany aza.

Laisser un commentaire