Mbola tsy ampy traik’efa ireo mpianatra vao vita fianarana

Betsaka ireo tolotr’asa misy eny anivony orinasa saingy sarotra vao mahita asa ireo tanora vao nahavita fianarana noho ny tsy fahampiany traik’efa sy ny tsy fananana diplaoma mifanentana amin’ny asa vita .

Noho ireo antony ireo no antony hanatanterahana ny salon de l’emploi et de  l’entreprenariat andiany faha 6 eto amin’ny lapany tanana mandritra ny 2 andro .

Tranoheva hatrany amin’ny 50 no mandray anjara ka tanjona ny hampiroborobo ny fandraharahana sy ny fanamorana ny fampanananan’asa

Mpitsidika hatrany amin’ny 25 000 kosa no handrasana mandritra ireo andro ireo .

Laisser un commentaire