Maro azo hisafidianana ireo sampampam-pianarana eto amin’ny INSPNMAD

Sintonina manokana ny sain’ireo ankizy vao afaka ny fanadianana bakalorea

Efa matihanina sy mananatraik’efa afaka hanampy ny tanora ny INSPNMAD tao anatin’ izay 16 taona nisiany izay ary  anisany mampiavaka azy ny fisiany maripahaizana Master Paramedicale ,tsy izay ihany fa efa nitana ny laharana voalohany ihany koa   izy nandritra ny fifaninanana nokarakarainy fanjakana mikasika io sehatra io .

Tombony maro no ho azony mpianatra manovo fianarana eto satria afaka hiatrika asa avy hatrany aoriany fianarana ary afaka hanangana orinasa ihany koa noho izany tsy hisy mihintsy mpianatra avy eto amin’ny INSPNMAD ka tsy hahita asa .

Marihina fa manana sampampam-pianarana maro ny Inspnmad ka isan’izany ny polytechnique

Amin’ny faha 2 ny volana Octobre ho avy izao ny fidirana manaraka ho an’ireo hanomana ny concours préparatoire ,ny faha 6 ny volana Novembre kosa ny fidirana mpianatra rehetra .

Laisser un commentaire