Mahantra ny olona – Antoko Marina

vlcsnap-1062108

Nanao fanambarana ho an’i Madagasikara androany ny Antoko Marina mikasika ny fahitany ny toe-draharaham-pirenena. Amin’ny Antoko Marina dia sarotra ny hanangana raha tsy misy fahamarinana koa rehefa nandinika sy namakafaka ny antoko dia nisafidy fa tsy misy afa-tsy ny fandalana ny fahamarinana no hany vahaolana.

Laisser un commentaire