Lehilahy manameloka ny herisetra antoky ny fampandrosoana .

Hanomboka ny  25  Novembre  hatraminy  faha 10 ny volana Decembre   izao ny tetik’asa sahaniny fikambanana C-FOR-C nomena ny lohahevitra “lehilahy miady amin’ny herisetra ”

Fokontany miisa 10 no hanatanterahana ny tetik’asa SAHALA ka  tanjona ny  ho lehilahy manameloka ny herisetra antoky ny fampandrosoana .

Anisany Fokontany hiasana Fikambanana  C-FOR-C ny Fokontany Anosizato Antsinanana .

Tato anatiny fotoana fohy nahazo vahana ny fampiasan-kery  raha ny nambarany sefo fokontany eto an-toerana ,kanefa nanomboka taminy fotoana  niasany Fikambanana C-FOR-C dia nahitana fihenana izany .

Raha hatreo aloha dia efa nahatratra 135 ireo lehilahy nahazo tombony taminy tetik’asa SAHALA.

Omena fiofanana manokana ireo lehilahy ary misy sehatra natao hiainoana azy ireo mandritra  ny fampiofanana .

Laisser un commentaire