Hampiakatra ny saran-dalana ho 500 Ar ny UCTU

Oh ry mpanjifa sao dia mba tsy rariny kosa eh !!!!!!

Hampiakatra 500 Ariary ny saran-dalana ry zareo mpitatitra ( UCTU ) amin’ny 04 Oktobra 2016, ary sahiny no nilaza fa hijanona ho baranahiny sy tsy hanarapenitra hatrany ny kalitaon’ny fitanteram-bahoaka.

Raha ny filazan’ny mpisolo tena ny mpitatitra dia tsy mbola mahefa na dia ny vidin’ny kojakoja ilain-dry zareo io 500 Ariary takiany io …

Laisser un commentaire