Fitokonan’ny mpivarotry Behoririka

Fitokonan’ny mpivarotry Behoririka

Mitokona ireo mpivarotra ety amin’ny tsena manodidina ny LAC Behoririka satria tsy eken’izy ireo ny fandravana ny tsenany.
Nolazainy fa ny fitondram-panjakana no nametraka azy ireo teo fito taona lasa izay ka tsy tokony ho esorina izy ireo raha tsy misy fifanarahana manokana.

Hoy i Naina, mpivarotra : “Ny tsena amoron-dalana aza ve tsy voafehy ko ny efa milamina ety indray no ho korontanina…”

Laisser un commentaire