Fitia Boutique




Miezaka  hatrany ny fitia boutique hitondra zava-baovao ho an’ny mpanjifa. Amin’ny maha firenena an-dalam-pandrosoana an-tsika dia miezaka isika tsy ho taraiky amin’ny zavatra rehetra  momba ny  fikarakarana ny endrika amam-bika toy ireo firenena any ivelany.

Manaraka ny kalitao avokoa ireo fitaovana amidy eto amin’ny fitia Boutique ireo, izany hoe 1 ere choix avokoa ary saika ireo firenen-dehibe toa ny any Amerika sy Frantsa no mpanjifa azy.

vlcsnap-6214975

Anisany tena mampiavaka ny  Fitia Botika ihany koa ny fampaniriana volo ao anatiny fotoana fohy, eny fa hatramin’ireo volo efa tsy nety naniry intsony. Manana fitaovana sy vokatra momba an’izany izy ireo, mandaitra be ity produit ity satria vita aminy zava maniry Ginseng, tsy menaka  fa ranom-panafody mampaniry volo natao ho an’ireo lehilahy efa sola be.  Ahitana fanjaitra madinika tsy hita maso  ka sokafana aminy alalana ny masokoditriny loha ka mandetika  ny ranompanafody  mba hampaniry azy. Maharitra 2 volana ny fitsaboana ka rehefa tapitra izany dia efa maniry ny volo.

Manana  tombony afaka hisitraka izany isika.

Laisser un commentaire