FAA : tsy mahasahana ny isany mponina ireo trano fivoahana

Mbola tsy ampy ary tsy mahasahana ny isany mponina  ireo trano fivoahana eto Madagasikara ka antony mahatonga ny akamaroany mponina  hanao maloto eny rehetra eny

Koa noho izay antony izay dia manatanteraka atrik’asa  nanomboka androany mandritra ny 3 andro  ireo mpiantsehatra  voakasik’izany ka  ny FAA  no tompon’antoka amin’ny famolavolana izao atrik’asa izao noho ny fahazoany famatsiam-bola

Fikambanana miisa 27 sy  ONG maromaro no entanina ka faritra 22 manerana ny nosy no hanatanterahana ny tetik’asa.    

Laisser un commentaire