Cailles de Mada sy Food Prestige – Salon Agro

Mandray anjara mandritra ny 4 andro eto amin’ny lapany kolon-tsaina sy ny fanatanjahan-tena Mahamasina  ato anatiny  ny salon de l’AGRO ny Cailles de Mada miaraka amin’ny Food Prestige.

Maro  ireo sakafo matsiro sy mafilotra omena ireo mpitsidika izay marihina fa sakafo feno otrik’aina  sy miavaka eto amin’  ny cailles de mada.

Laisser un commentaire