FITAMA : Tanora vonona mandray andraikitra

Hanohana ny kandida Andry Nirina RAJOELINA ny fikambana tanora avara-pianarana na FITAMA.

Tanora vonona mandray andraikitra, mitondra ny anjara birikiny ho fampandrosoana ny firenena  ary misehatra amin’ny lafiny toe-karena sy ny sosialy ny FITAMA,

Vonona arak’izany ny FITAMA hampandany an’Andriamatoa Andry Nirina RAJOELINA amin’ny fifidianana filohampirenena ny 07 novambra ho avy izao.

Anisany voalazan’ny tompon’andrikitra ihany koa fa vonona ihany koa izy ireo hitondra ny anjara birikiny amin’ny famolavolana sy ny fanatanterahana ny Initiative pour l’Emerrgence de Madagascar na IEM

Laisser un commentaire