20 septambra ny Taom-baovao Malagasy ny Zanadranavalona

vlcsnap-2017-03-24-13h56m30s601

422 taona izao no efa nankalazana ny taom-baovao malagasy ka Ralambo no nanomboka izany. Mbola mitohy ny fankalazana amin’izao fotoana izao izay mbola tohizan’ireo taranaka aty aoriana ka 317 taona izao no nanalazan’ireo taranaka ireo ny taombaovao Malagasy .

Ny Alimanaka no manambara  izany Taty aoriana anefa noho ny fihavanana sy ny hasim-pirenena dia misy ny vinavina nyaminy  tokony hanatanterahana izany fankalazana izany amin’ny fotoana tokana Marihina fa amin’ny faha 24 ny volana septembre ho avy izao no hankalazana ny taombaovao Malagasy

Laisser un commentaire